Entry | 1 longoja |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 longoza (voankazo any amorontsiraka antsinana na izay eny amin'ny fototrin'ny tahony izy no mitangorona amin'ny tangozany menamena no sady madini-boa no sady koa masiasika ireny voany kely ireny raha sendra voatsabo) [Tanala]
[1.78] |
Vocabulary |
4 Botany: fruit |
Updated on 2020/07/31 |