|
|
|
|

Entry1  longoja
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  longoza (voankazo any amorontsiraka antsinana na izay eny amin'ny fototrin'ny tahony izy no mitangorona amin'ny tangozany menamena no sady madini-boa no sady koa masiasika ireny voany kely ireny raha sendra voatsabo) [Tanala] [1.78]
Vocabulary  4  Botany: fruit

Updated on 2020/07/31