Entry lompy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Jiolahy, olona ratsy ary tsy valahara [1.1]
Examples Mailaka mihitsy anefa ireto lompy mpanao be alina, satria raha tsy efa saka izy tsy ho sahy hitraka ny any am-bilanin'olona; [1.395]
Compound words 

Entry lompy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra tsy azo anoharana na ihodivirana, toy ny fahafatesana: Lompy tsy mahahery [1.1]

Entry lompy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Volomason' ny landy, izay misokatra sy mivelatra ary miova soratra rehefa tohinina [1.1]
Synonyms lopy

Entry lompy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (teny tranainy) Loza [1.1]

Updated on 2023/10/07