Entry lomano (lano)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahaizana mampitsinkafona ny tena ao anaty rano amin' ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana. Misy karazany maro ny fihetsehana amin' ny lomano: ny tsikaroka, ny tsipy sandry, ny rano tsilany, ny antsitrika, sns... [1.1]
Explanations in English Swimming [1.7]
Explanations in French Nage, natation [1.3]
Examples 
1Izy roa lahy samy kinga tamin' ny lomano. [2.356]
2fsy mila sasin-teny lava amin' ity tompoko, ary na azo hatao aza izany dia lomano miorika manabe vavarano foana. [1.436]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/07