|
|
|
|

Entry1  lolovokatra
Elementary words  2 lolo, 3 vokatra
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 [Antambahoaka] angatra, matoatoa [1.78]
6 Olona efa nalevina nefa velona indray ka tsy sahy mody, dia lasa olondia [1.1]
Explanations in English  7 [Provincial] a phantom risen from the grave [1.7]
Explanations in French  8 [Provincial] revenant [1.8]
Examples  9  Ny lolovokatra mpiseho alina hiorim-ponenana ao koa, sy hahazo fitoerana fitsaharany. [2.996#]
Vocabulary  10  Beliefs

Updated on 2026/02/04