Entry loakandro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny andro fahefatra manomboka amin' ny andro itenenana -- na efa lasa izany na mbola ho avy -- fa raha mbola ho avy, dia asiana hoe "raha"; ohatra: raha Alakamisy no itenenana, ny hoe "loakandro androany" dia ny Alatsinainy talohan' io, ary ny hoe "raha loakandro anio", dia ny Alahady manaraka [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31