|
|
|
|

Entry (1/3)1  liona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [lioña] [Antambahoaka] laona [1.78]
4 [Bezanozano] laona [1.78]
Synonyms  5 leona

Entry (2/3)6  liona
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 Biby lehibe sy matanjaka ary masiaka [1.1]
Examples  9  Ny halavan' ny liona dia tokony ho 2 metratra [1.38]
10  Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293]
Vocabulary  11  Zoology: mammals
All compound words  12  2 combinations of that word
Article  13 Randzavola: liona ao amin' ny Baiboly

Entry (3/3)14  liona
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16 [Tankarana] bout des branches. [1.19]
17 (dialecte non précisé). Équivalent de laingo (merina). Jeunes pousses, bourgeons tendres, d'après le Firaketana Malagasy. [1.196]
Vocabulary  18  Botany
Synonyms  19 laona, leona

Anagrams  20 alino, 21 alony, 22 lanio, liona

Updated on 2026/02/04