Entry | lietnà | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny solietnà ary ambanin' ny kapiteny, mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vais-seau kilasy voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | ||
Explanations in English | A lieutenant [1.7] | ||
Explanations in French | Lieutenant [1.8] | ||
Examples | Ny ampitson' ny nipoahan‘ny ady dia voaantso teny amin' ny biraon' ny lehiben' ny distrika Rabruny, fa lietna izy.
[2.356] | ||
Vocabulary | Military | ||
Compound words |
| ||
Origin | French: lieutenant. | ||
Anagrams | antely, lietnà, telina |
Updated on 2023/10/20 |