|
|
|
|

Entry1  levilevy
Root  2  levy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Teny lava atao ho fitezeran' olona ambany fifehezan' ny tena nahavita hadisoana [1.1]
Explanations in English  5  threats, scolding [1.7]
Explanations in French  6  réprimande [1.3#403]
7  menaces, réprimandes [1.8]
Examples  8  levilevy sy tosi-tanana no mampiraparapa sy mandronjona azy. [2.470#]
9  Ny sasany kosa indray toa miandry ny hahazoako kapoka sy levilevy avy amin' ilay mpampiasa raha vao misaraka amin' ny Senegaly aho. [2.643#]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :

Anagrams  15  levilevy, velively

Updated on 2023/01/20