Entry letrezana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana ambozizy na an-kery; fandentehana an-ditra fa tsy mila izay rirany; fampanekena amin' ny hevitra bontolo: Tsy azo atao letrezana amin' izao akory ny fampidiran-kevitra ao an-tsain' olona [1.1]
Compound words 

Updated on 2020/07/31