Entry lesona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (teny tranainy) Boky, fianarana mamaky
Zavatra ianaran' ny mpianatra: Ny tantaran' ny foko sakalava no lesonay androany ~ Mianatra lesona ~ Tsy mahay lesona [1.1]
Explanations in English A lesson [1.7]
Explanations in French Leçon [1.8]
Compound words 
Origin English: lesson.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31