| Entry | 1 leona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Bezanozano] laona
[1.78] 4 [leoña] [Sihanaka] laona [1.78] 5 [leoña] [Tanala] laona, fitotoan-javatra: Mavesa-mody, mavesa-mandeha diakoa ny mpamanga leoña (mitondra entana atakalo vary ka tsy miala entana toy ny mpivarotra laona) [1.78] |
| Synonyms | 6 liona |
| Anagrams | 7 aleno, 8 Elona, leona |
| Updated on 2026/02/04 |
|