Entry lemozy
Part of speech noun
Malagasy definition Fangatahana mizizo lava tsy mety mijanona raha tsy mahazo; fangatahana somary maneritery sy manelingelina: Manao lemozy erỳ io Rangahy io rehefa miangavy zavatra [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23