|
|
|
|

Entry (1/2)1  lelafo
Root  2  lela
Part of speech  3  imperative of passive verb lelafina [Full list]

Entry (2/2)4  lelafo
Elementary words  5  lela, afo
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.10#A84] esona (gaz) mirehitra. Hita izany eo amin' ireo fanaovan-jiro etona (gaz d'éclairage sy gaz acétylène, ets.) fa: raha vao vohana hipololotra ny gaza, ka tsoloana afo, dia miredaka. Toy izany koa no mampahery lelafon' irony fatana atao how "primus", satria ny gazan-tsolitany no mirehatra eo. Izany koa no mahatonga ny kitay hazo na ny labozý, ets. hisy lelafo: mamoaka gaza mety mirehitra izy ireny eo am-pirehatana. Ny zavatra sasany kosa -- tahaka ny arin-kazo, na ny faikan' arintany (coke) -- izay efa nesorina na nohakelezina fatratra ny etona mety mirehitra ao aminy -- dia tsy mamoaka lelafo loatra, fa dia mivaivay fotsiny. Ny etona (vapeur) sasany koa, ny elektirisite, dia samy mety hisy lelafo.
8  [1.10#L204][lela-afo] Gaza mitarehin-dela mazava sy mafana avy amin' ny zava-mirehitra
Explanations in English  9  [1.2#387] a flame, a blaze
Explanations in French  10  [1.3] flammes
Examples  11  Efa nananika ny rambon-tsalakany ny lelafo. [2.895#177]
12  Ny lelafo|lelafony|lelafon'ny dia lelafo|lelafony|lelafon' midedadeda, eny, lelafo|lelafony|lelafon'n' i Jehovah. [2.996#26.8.6]
13  Raha vohako izy ka tselarako afo dia mamoaka lelafo mivaivay. [2.445#32]
14  Iny nisy lelafo nijoalajoala indray mandeha, dia lavenona no sisa. [2.499#]
15  Tsy manavao rahateo ny fisoronana afo koa dia misosa ho lelafo mivaivay ny ravim-pary maina atosi-tanana sy rotsa-kazo. [2.470#44]
Morphology 
16  Simple :
17  Prefixed :
Proverbs  18  Proverbs containing the word lelafo

Updated on 2023/12/13