|
|
|
|

Entry (1/2)1  lejo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Lava manify
Explanations in French  4  [1.3#398] Long, fluet, grêle, mince, qui fléchit sous son propre poids
Derivatives 
5  Adjectives :
Synonyms  6  lejolejo

Entry (2/2)7  lejo
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Ny lafy fahatelo manatrika ny zoro mahitsy amin' ny telolafy mahitsizoro
10  [1.13] lafy mifanatrika amin'ny zoro mahitsy ao amin'ny telolafy mahitsizoro
Explanations in French  11  [1.13] hypoténuse
Examples  12  Ny lejo atao toradroa dia mira amin' ny fitambaran' ny lafy roa hafa samy atao toradroa [1.1]
Vocabulary  13  Mathematics: geometry

Updated on 2023/01/18