Entry lazoina (lazo)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Aserantserana amin' ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana vao notapahina
Asian' ny amban' aretina, asian' aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin' ny kitrotro itỳ zaza itỳ
Asiana: Lazoin' ny hainandro ny andohako
Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana itỳ raharaha itỳ fa lazoinareo lava [1.1]
Explanations in English To be made to fade, to be wilted; to be softened by fire [1.7]
Explanations in French Qu'on fait ternir; qu'on flétrit, qu'on ramollit auprès du feu [1.8]
Morphology 
Present : lazoina, lazoiko, lazoinao, lazoiny, lazointsika, lazoinay, lazoinareo, lazoin', lazoin-, lazoim-, lazoi-
Past : nolazoina, nolazoiko, nolazoinao, nolazoiny, nolazointsika, nolazoinay, nolazoinareo, nolazoin', nolazoin-, nolazoim-, nolazoi-
Future : holazoina, holazoiko, holazoinao, holazoiny, holazointsika, holazoinay, holazoinareo, holazoin', holazoin-, holazoim-, holazoi-
Imperative : lazoy
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20