Entry lavanty
Part of speech   noun
Malagasy definition   Varojavatra ampahibemaso ifanongonana hatrany ny vidiny tononina ka izay manonona ambony indrindra -- rehefa antsoina intelo ka tsy misy mihoatra intsony -- no mahazo ilay zavatra: Hatao lavanty ilay trano atsy Ambodivona [Rajemisa 1985]
English definition   an auction. Also used adverbially for always, continually [Richardson 1885]
   an auction sale [Hallanger 1973]
French definition   vente aux enchères [Hallanger 1974]
Origin   French: la vente.
Compound words, titles, names  

Updated on 2013/03/02