Entry latsakemboka
Elementary words latsaka ; emboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anjara vola aloan'ny tsirairay ao amin'ny kitapon'ny fikambanana misy azy [1.13]
Explanations in English [ latsak-emboka ] An offering, a donation, a present made by one's relations or friends on particular occasions [1.2]
Explanations in French Cotisation [1.13]
Examples 
1mitantana ny latsakemboka ataon' ny mpikambana; [2.114]
2Nisy olona nitety trano tokoa nanangona ny latsakemboka. [2.472]

Updated on 2023/06/13