|
|
|
|

Entry (1/2)1  latsaka ankady
Elementary words  2 latsaka, 3 hady
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 potraka an-tevana
6 Enti-milaza ny olona voan' ny fahavoazana ara-karena
7 Tsy nataonareo vato latsaka an-kady izahay: teny ataon' ny olona vangiana manlo amin' ny mpamangy mba hilazana fa tsy nariany tamin' ny fahoriana nahazo azy izy [1.1]

Entry (2/2)8  latsaka ankady
Part of speech  9  locution
Explanations in Malagasy  10 [Antefasy] teraka (raha alika) [1.78]

Updated on 2026/02/04