Entry lasitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa
¶ Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany [Rajemisa 1985]
Explanations in English a shoemaker's last [Richardson 1885]
 a mold, a last, a form for fashioning something [Hallanger 1973]
Explanations in French moule, forme, gabarit [Hallanger 1974]
Origin English: last.

Entry lasitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy [Rajemisa 1985]
Derivations 

Updated on 2020/07/31