|
|
|
|

Entry1  lasam-borona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Synonyms  4  lasam-binany
Elementary words  5  lasa, vorona
Proverbs  6  Proverbs containing the word lasam-borona

Updated on 2023/06/05