Entry lapely
Part of speech noun
Malagasy definition Fiasana misy lelany vy somary kaoka miditra amin' ny zarany hazo, ka ampiasaina amin' ny fisorohana tany kikisana na ahitra [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: la pelle.

Updated on 2013/03/01