Entry | lapana | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Sasatra, valaka, tsy manan-kery noho ny havizanana na hanoanana: Lapana ny vahoaka niandry ny filoha nandritra ny adiny efatra [1.1] | |
Entry | lapana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in English | A provincial word for an umbrella. See elo [1.2] | |
Updated on 2020/07/31 |