Entry laona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo na vato noloahana -- fa tsy tanteraka -- ka atao fitotoam-bary: Laom-bato, laon-kazo [1.1]
Explanations in English A mortar for pounding rice; any mortar [Mal. lasung (?)] [1.2]
 A mortar for pounding rice, maize, etc [1.7]
Explanations in French Mortier pour piler le riz, le maïs, etc [1.8]
Examples 
1laona sy fanoto no manodidina azy ary ahitra malemy mifatratra an-tsobiky no taingenan' ny sasany aminy. [2.470]
2Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. [2.472]
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31