Entry | lamohina (lamoka) | ||||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Vokisana, bobohana: Lamohy tsara amin' ny vomanga ireo kisoa ireo hatavy ¶ Lanahina, trotrahina: Nolamohin' ny hasasarana aho ka vao tonga dia nidaboka natory [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |