Entry | 1 lamody |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba amam-pitafiana miserana ihany mifanaraka amin' ny ataon' ny olona mandritra ny vanim-potoana iray: Ny volo lava teo alohaloha no lamody ho an' ny tovolahy, ary ny zipo fohy ho an' ny tovovavy ~ Manara-damody ~ Mpivarotra lamody |
Explanations in English |
4 [1.2] custom, fashion. See fomba (omba), fanao (tao) |
Explanations in French |
5 [1.3] mode |
Anagrams | 6 idolam, lamody, lomady, madilo, midola |
Updated on 2020/07/31 |