Entry lamboala
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] lambo dia [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] lambodia (kisoa monina sy mivelona any an'ala any): Mivadikadike ny lamboala laha mate ka ñy tsy mate mandika hentoña (mikodiadiamandositra) ny lambo voan-defona fa ny sisa tsy maty mirifatra [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

2009/02/23