Entry lambamena
Elementary words lamba ; mena
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lamba vita amin' ny landibe, izay matetika miloko mena antitra, atao famonosana ny maty noho izy mafy tsy mety 10, nefa ataon' ny zokiolona fitondra ihany koa rehefa mianjaika amin' ny andro iray [1.1]
Explanations in English A deep red-colored shroud for the dead [1.7]
Explanations in French Linceul en soie rouge bordeaux [1.8]
Examples 
1Lasan-dRakoto ny lambamena! [2.285]
2Taloha, dia lambamena no fanaonay. [2.245]
Compound words 
Titles Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty (Rasamuel Maurice)
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/15