Entry lamba landy
Elementary words lamba ; landy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Lamba natao amin' ny landikely ka vita tenona mihitsy ny sorany [1.1]
Synonyms lamba akotifahana ~ lamba landihazo

Updated on 2023/06/12