|
|
|
|

Entry1  lamaina
Root  2 lama
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Atao malambolambo, tsy misy marokoroko na maraorao: Nolamainy tsara ny tehiny ny maraina tontolo
5 Atao tonga mampibolisatra: Aza lamaina ny fidinana [1.1]
Explanations in English  6 to be made smooth or slippery [1.2]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11 alamina, lamaina, 12 malaina, 13 mianala

Updated on 2025/09/12