| Entry | 1 lalovana |
| Root | 2 lalo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Aleha eo akaiky nefa tsy idirana: Aza lalovana fotsiny ny sakaiza
5 Seranina eo akaiky: Lalovan' ny renirano ny tanananay 6 Tsy raharahaina: Tsy tsara raha lalovan' ny ankizy ny tenin' ny ntaolo 7 Dinganina: Tsy tokony holalovana ny ray aman-dreninao amin' izany raharaha izany [1.1] |
| Explanations in English |
8 to be passed by
[1.2] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|