Entry | lali-nofo | |
Elementary words | lalina ; nofo | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny tany matevina tsy misy vato, ny tany izay tsara ary tafidina hatrany ambany ny nofon-tany ao aminy [1.1] | |
Explanations in English | Soft and good. Used of soil [1.2] | |
Explanations in French | Qui a une couche épaisse de bonne terre [1.3] | |
Updated on 2023/05/26 |