|
|
|
|

Entry1  lalambika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fantsona lava miolikolika difotra ao anaty rano mangatsiaka ka raha mandalo ao anatin' io ny entona dia manjary ranomason-takotra azo angonina indray. Ny lalambika dia ilaina amin' ny fanasitiliana ny alkaola
4  [1.13] fitaovana fisitiliana alkôla
Explanations in English  5  [1.2] a still
Explanations in French  6  [1.13] alambic
7  [1.196] (de l'arabe : al ambiq). L'appareil à distiller, bien connu des Malgaches depuis des siècles, bien avant l'arrivée des Européens. Il sert essentiellement à la distillation des boissons alcooliques. Mais on emploie aussi, suivant des traditions très anciennes, la distillation pour l'obtention de produits médicamenteux : essences volatiles. Un remède très populaire appelé ranomena (littéralement « l'eau rouge » est obtenu aussi par la distillation des os verts.
Examples  8  Ireto vilany be ireto no mba ataoko solon' ny lalambika hikarohako ity «fanafody mamono fitiavana» ity, hoy izy. [2.499]
9  Ary nony ahodina amin' ny fitanehana indray hianareo dia tsy mba mivon-gana intsony, fa lasan-ko ranomason-takotra ka mivoaka amin' ny lalambika. [2.69]
Vocabulary  10  Chemistry

Updated on 2024/12/07