Entry lalambika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fantsona lava miolikolika difotra ao anaty rano mangatsiaka ka raha mandalo ao anatin' io ny entona dia manjary ranomason-takotra azo angonina indray. Ny lalambika dia ilaina amin' ny fanasitiliana ny alkaola [1.1]
 Fitaovana fisitiliana alkôla [1.13]
Explanations in English A still [1.2]
Explanations in French Alambic [1.13]
 (de l'arabe : al ambiq). L'appareil à distiller, bien connu des Malgaches depuis des siècles, bien avant l'arrivée des Européens. Il sert essentiellement à la distillation des boissons alcooliques. Mais on emploie aussi, suivant des traditions très anciennes, la distillation pour l'obtention de produits médicamenteux : essences volatiles. Un remède très populaire appelé ranomena (littéralement « l'eau rouge » est obtenu aussi par la distillation des os verts. [1.196]
Examples 
1Ireto vilany be ireto no mba ataoko solon' ny lalambika hikarohako ity «fanafody mamono fitiavana» ity, hoy izy. [2.499]
2Ary nony ahodina amin' ny fitanehana indray hianareo dia tsy mba mivon-gana intsony, fa lasan-ko ranomason-takotra ka mivoaka amin' ny lalambika. [2.69]
Vocabulary 
Origin French: l' alambic.

Updated on 2020/07/31