Entry lakato
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Lavabato [1.78]
  [Bara, Taisaka] Lavabato, zohy [1.78]
  [Tanala] Zohy, lava-bato: ao tsy ao dia koa ny an-dakato (tsy dia ao matetika toy ny kary an-davabato) [1.78]
  [Bara] Zohy eny antenatenan-kavoana [1.1]
  [Betsimisaraka, Merina, Sakalava] Zohy [1.1]
 Zohy na lava-bato lehibe azo onenana [1.13]
Explanations in French Caverne [1.13]
Examples 
1Lakato vita nanahary izy io ary maina tsara. [2.643]
2Ny lakato nanjary trano ahitra, io nanjary trano tany. [2.245]
Compound words 

Entry lakato
Part of speech noun
Explanations in English A clapping board [1.2]

Entry lakato
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ampinga fisapisaka mifono hoditr' omby: Ianareo no ampinga tsy laitran' ny bala sy lakato efitry ny lefona (Andrianampoinimerina) [1.1]
Explanations in French Espèce de grand bouclier [1.3]

Entry lakato
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka, Bezanozano] (sens général : nom d'une sorte de bouclier que portaient les guerriers armés de lances). Nom d'un arbre indéterminé (une Rubiacée d'après de Firaketana Malagasy) de la forêt des pentes orientales. Son bois, facile à travailler, servait à tailler les grands boucliers. Il a donné son nom au village de Lakato, sous préfecture d'Anosibe du Mangoro. [1.196]
Vocabulary 
Toponyms 

Entry Lakato
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -19.1833333, 48.4333333

Anagrams 

Updated on 2023/10/07