Entry lakandamosina
Elementary words lakana ; lamosina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilay lempona mitsoriaka midina eo afovoan' ny lamosina, manaraka ny hazondamosina, atao koa hoe lakandrano [1.1]
Vocabulary 
Synonyms lakamosina ~ lakandrano ~ lakandrano-damosina

Updated on 2023/03/14