Entry | 1 lakalaka anie Andriamanitra |
Elementary words | 2 lakalaka, anie, Andriamanitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-mampitandrina olona fatra-panao kitoatoa mankahatra an' Andriamanitra; ny heviny dia toa hoe "tandremo ange fa morainy Andriamanitra, manao izay tianao, ka rehefa ankaharinao izy dia hanao tokoa [1.1] |
Updated on 2023/11/20 |