Entry lahiaivo (lahy, ivo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny zanakalahy faharoa amin' ny lahy, na ny zanakalahy rehetra eo anelanelan' ny voalohany sy ny farany [1.1]
Explanations in English The second son in a family [1.7]
Explanations in French Le cadet [1.3]
 Le deuxième fils d'une famille [1.8]
Examples 
1maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo! [2.944]
2Ny lahiaivo, Ratsimanonga na Ratsimanongarivo no nanjaka tany Mahabo. [2.508]
Vocabulary 
Analogs  lahimatoa ~ vaviaivo ~ vavimatoa

Anagrams 

Updated on 2022/02/23