Entry | lafaoro | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fitaovana voahodidin' ny afo, izay ametrahana ny hanina tiana ho masaka tsy mivantana eo ambony afo: Atao anaty lafaoro matetika ny akoho atao ladobo Fantsona natao hivoahan' ny setroka avy amin' ny fatana: Mipololòtra ny setroka avy ao anaty lafaoro [1.1] | ||||
Explanations in English | An oven; a chimney [1.7] | ||||
Explanations in French | Four; cheminée [1.8] | ||||
Examples |
| ||||
Compound words |
| ||||
Origin | French: le four. | ||||
Article | Randzavola: lafaoro ao amin' ny Baiboly | ||||
Updated on 2022/07/30 |