Entry labozia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Jiro vita amin' ny menak' omby na mena-biby hafa toy ny trozona, na savoka na parafina voaempo izay ampidirina andasitra ary asiana lahiny: Manome hazavana malefaka dia malefaka ny labozia. [1.1]
Explanations in English [ labozỳ ] A candle [1.2]
Explanations in French [ labozỳ ] Chandelle [1.3]
 Bougie [1.13]
Examples 
1Labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [2.470]
2Taty aoriana aho vao nahalala ny solitany sy ny labozỳ. [2.472]
Compound words 
Origin French: la bougie.
Other spellings 

Updated on 2023/08/11