Entry labatoara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toerana natao hamonoana ny biby vonoina hohanina, amin' ny fomba ara-dalàna, sy fanamboarana ny henany [1.1]
Explanations in French  [Vezo] Abattoir [1.68]
Examples Talohan' ny nanavaozana ny tanàn-dehibe, dia hitanao izy teny amin' ny faritra iva teny, tamin' ny trano nisy fanaka, trano kotona, teren' ny gara sy ny labatoara, eny anelanelan' ny tokotanin' ny gara sy ny trano fitehirizana entana. [1.369]
Vocabulary 
Origin French: l' abattoir.

Updated on 2021/07/22