|
|
|
|

Entry1  kotsovato
Elementary words  2  kotso, vato
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] [Sakalava] Karazana kotso saingy matromatroka manopy manja ny volony ary kelikely ny lavany: izany no nanaovana azy hoe "vato" (tsy mitombo); halavany 22 sm (Paretroplus kieneri)
Vocabulary  5  Zoology: fishes
Analogs  6  kotso

Anagrams  7  kotsovato, tovotsako

Updated on 2023/02/21