Entry kotsetsa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Basivava, mpitsaontsaom-bava, be taria sy mipentsompentsona mandrakariva tsy misy handatsahan' ny sasany
Mitovy hevitra: be kamentsona ~ be karajia ~ maro vava ~ mpikamentsona ~ mpipentsompentsona ~ mpitafa ~ mpitaria ~ mpivatsavatsa ~ tsaontsaom-bava [1.1]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31