Entry kotrankotrana (kotrana)
Part of speech noun
Examples amin' izao tany nihavianareo avy izao, hitandrina ny fanjakako, mba tsy hisy kotrankotrana, sy hampirisika ny olona hianatra fahendrena, sy hampiditra ny ankizy madinika amin' ny sekoly, ary hanamaintimolaly ny tany, hampiasa ny tsy miasa, ary hampanao ny malaina, ary hankasitraka ny mazoto, hiadanan' ny Ambaniandro, hitoeran' ny mpanana amin' izay ananany, ary hiadanan' ny mpitondratena sy ny kamboty. [2.113]

Updated on 2023/01/23