Entry | kotranina (kotrana) | ||||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Ampifampipohina, ampifampikatrohina: Aza kotranina ny vilia sao vaky ¶ Helingelenina, kotabaina: Kotranin' ny mpamosavy isan' alina, hono, izy / Kotranin' ny fakampanahy lava izao izy ¶ Asiana ka ahontsankontsana: Kotranina fasika ny tavoahangy hanadiovana azy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |