Entry | kotranina (kotrana) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ampifampipohina, ampifampikatrohina: Aza kotranina ny vilia sao vaky Helingelenina, kotabaina: Kotranin' ny mpamosavy isan' alina, hono, izy / Kotranin' ny fakampanahy lava izao izy Asiana ka ahontsankontsana: Kotranina fasika ny tavoahangy hanadiovana azy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | kotranina, tranokany |
Updated on 2023/01/20 |