Entry (1/2) | 1 kosa |
Part of speech | 2 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny kely entina: 1) Manavaka: Ny androngo mandeha tongotra efatra, ny bibilava kosa mikisaka. 2) Milaza hoe: "etsy an-daniny": Ny ato mpianatra sary, ny atsy kosa mpianatra mozika. 3) Mampifanohitra zavatra na asa roa: Ny fahavalo mitady hanimba anao, fa ny sakaiza kosa mitady hanasoa (tsy fiteny ny hoe: fa kosa ny sakaiza...) |
Explanations in English |
4 [1.7] on the other hand; in turn |
Explanations in French |
5 [1.8] et d'autre part, au contraire |
Examples |
6 Inona kosa no renay? [2.270#] 7 Izaho kosa manakobana. [2.117#] 8 Diso kosa izany, Rasaha. [1.335#] |
Entry (2/2) | 9 Kosa |
Part of speech | 10 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
11 [2.996] Cush |
Explanations in French |
12 [2.996] Kush |
Examples |
13 Hira firehetan' i Davida nohirainy tamin' ny Tompo, noho ny tenin'i kosa Benjaminita [2.996] |
Vocabulary |
14 Holy Scriptures |
Other spellings | 15 kosy |
Biblical quotes | 16 Chapters and verses mentioning Kosa |
Anagrams | 17 asok, kaso, kosa, sako, soka-, soka |
Updated on 2022/05/02 |