Entry korombimby
Part of speech noun
Malagasy definition Filofosana araka izay azo atao mba hanatontosana izay kendrena ka tsy mijery izay ho havizanana na ho henatra [Rajemisa 1985]
Derivations 
Analogues  korombemby

2013/02/06