Entry korataba (kotaba (taba))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? [1.1]
Examples Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba. [2.529]
Derivatives 
 
Synonyms kotaba

Anagrams 

Updated on 2023/01/20