Entry korandendy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina.
Mitovy hevitra: maloto ~ mifotafota ~ mikesonkesona ~ misolitiditika tsy mahadio tena ~ misolitika ~ misotisoty ~ voretra [1.1]
Derivatives 
Synonyms korondendy

Updated on 2020/07/31